Impôt synthétique :
Bientôt un recouvrement de proximité.
 

La Région Vakinankaratra  et la direction régionale des impôts se donnent la main forte pour un meilleur recouvrement des impôts synthétiques.
Les responsables au sein de chaque district constituant la région vakinankaratra ont sensibilisé  pour ce nouveau programme.Un calendrier de recouvrement de proximité sera établi par chaque District afin d’élaborer un planning de recouvrement au niveau de la base.

Hetra Tambatra :
Hidina eny ifotony
 
.

Mifanome tanana ankehitriny ny Faritra vakinankaratra sy ny  foibem-paritry ny Hetra eto amin’ny faritra Vakinankaratra . Tanjon’ny fiaraha-miasa ny hampiakatra ny hetra tambatra alohan’ny vahoaka.
Nandritra ny herinandro dia nidina teny anivon’ny distrika isan-tokony ireo tompon’andraikitra roa tonta ireo nanome fanazavana ireo Ben’ny tanàna sy ny Delegem-panjakana mahakasika ity hetra tambatra ity . Aorian’izao fanentanana izao dia hisy ny fandrafetana tetiandro eny anivon’ny distrika amin’ny fahafahana manangana ny hetra eny ifotony. Aorian’izany dia hidina isaky ny kaominina ny ao amin’ny faritra  ny talem-paritry ny hetra ary ny mpitandro ny filaminana amin’ny fandraisana ireo hetra mba hanala fahasahiranana ireo vahoaka.   


Unité de communication région Vakinankaratra (04 mars 2011)

 
ACCUEIL

 Tous droits réservés. Aucune partie de la présente publication ne peut être produite, mise en mémoire ou transmise sous aucune forme ni par aucun moyen,
électronique ou mécanique, par photocopie, enregistrement, ou de toute autre façon, sans l’autorisation préalable de la Région Vakinankaratra         
 WebDesigner et Maquette : RASOLOFOSON Fidy Manantsoa.- Septembre 2005 /Renouv : Juillet 2008 / Refonte : Septembre 2009 par
RASOLOFOSON Fidy Manantsoa
 Conception Page web et Webmaster : RASOLOFOSON Fidy Manantsoa - inforozy@yahoo.fr