Soanafindra / Ankazomiriotra
Maison foudroyée ; 6 morts sur le champ.
 

2 Pères de famille, une Dame de 36 ans et b3 enfants ont décédé samedi derniers à Soanafindra Ankazomiriotra suite d’un orage foudroyé .Le Représentant de l’Etat conduit par le Secrétaire Général de la Région ont descendu sur place pour encourager la famille et ont présenté leur condoléance pour la famille des victimes. Alors que Soanafindra est un village victime de telle situation, le Secrétaire Général A promis de mettre sur place des paratonnerres à condition que les bénéficiaires prennent en charge les entretiens audit paratonnerres

 

6 maty nilatsaham-potaka
 
.

Nisehoana loza ny teo amin’ny tanàna iray tao Soanafindra, ao amin’ny fokontany Antanety , kaominina Ankazomiriotra , Distrikan’ny Mandoto ny Asabotsy teo . Tokony teo amin’ny 3 ora latsaka fahefany teo no nitrangan’ny loza tao amin’ny trano misy rihana iray.Raim-pianakaviana iray no maty tao ambony rihana , 5 mianaka ny tao ambany rihana . Niezaka nitondra ireto farany teny amin’ny tobim-pahasalamana ihany ny vahoaka saingy tsy tàna intsony ny ain’izy ireo . Rehefa nahare ny zava-niseho ny teoanivon’ny faritra dia nidina teny an-toerana , nampahery ny fianakaviana sy nanolotra lelavola 6 hetsy Ariary . Ny sekretera Jeneralin’ny Faritra nilaza ny fahavononan’ny faritra hanolotra fandri-baratra ho an’ny Soanafindra fa ireo mpahazo tombotsoa kosa no hiandraikitra ny fanaraha-maso isa-taona.   


Unité de communication région Vakinankaratra (04 mars 2011)

 
ACCUEIL

 Tous droits réservés. Aucune partie de la présente publication ne peut être produite, mise en mémoire ou transmise sous aucune forme ni par aucun moyen,
électronique ou mécanique, par photocopie, enregistrement, ou de toute autre façon, sans l’autorisation préalable de la Région Vakinankaratra         
 WebDesigner et Maquette : RASOLOFOSON Fidy Manantsoa.- Septembre 2005 /Renouv : Juillet 2008 / Refonte : Septembre 2009 par
RASOLOFOSON Fidy Manantsoa
 Conception Page web et Webmaster : RASOLOFOSON Fidy Manantsoa - inforozy@yahoo.fr