Premier anniversaire de la télévision régionale Vakinankaratra
Première année en diffusion des nouvelles. C’est un an que la télévision régionale Vakinankaratra s’installe à Antsirabe pour diffuser toutes les nouvelles de la région à tous les téléspectateurs de la TVM nationale. L’équipe de l’unité de communication chargée de cette émission l’avait célébré avec le chef de région Paul Razanakolona ; ses collaborateurs et des journalistes le samedi 02 avril 2011 en marquant par l’inauguration d’une stèle communication et une espace verte. Il y avait aussi une porte ouverte pour les intéressés de ce travail.
Tele-paritra vakinankaratra: Heritaona
.
Heritaona no nisian’ny tele-paritra, nanapariahana ireo vaovao avy eto amin’ny Faritra Vakinankaratra ho an’ireo mpijery fahitalavitry ny TVM nasionaly rehetra. Ny Asabotsy 02 aprily teo no niarahan’izy efatra mianadahy mpanatontosa ny fandaharana nankalazana io tsingerin-taona voalohany io, izay nanasana ny Lehiben’n y Faritra Paul Razanakolona izay fototry ny fijoroan’io fahitalavitra io eto amin’ny faritra sy ireo mpiara-miasa ary ireo mpanao gazety namana rehetra.Fitokanana Tsangam-bato sy tanim-boakazo ary fitsidihana ny toerana fanatanterahana ny fandaharana no nanamarihana izany ka nofaranana tamin’ny fizarana ny mamy izany.



Unité de communication région Vakinankaratra (10 avril 2011)