Fonds de développement Local : évaluations et perspectives  

Le  Fonds de Développement Local ou FDL est déjà un an, œuvrant dans le domaine de  développement et d’amélioration des infrastructures dans des  1449 communes à Madagascar. Le vendredi 11 mars 2011, le Ministre de l’aménagement du Territoire  et  de la décentralisation  Hajo Andrianainarivelo,  les staffs  de la région Vakinankaratra, les Bailleurs de fonds et toute l’équipe d’FDL ont été réunis à l’Hôtel des Thermes pour faire des  évaluations des projets déjà faites et des perspectives d’avenir. Ambatolampy, Ambohibary et Belazao sont des communes bénéficiaires d’FDL dans la région Vakinankaratra.   

FDL : Tahirim-bola Fampandrosoana ifotony: jeritodika sy jery lavitra  .

Heritaona izao no nisian’ny Tahirim-bola Fampandrosoana Ifotony na ny FDL, kaomina 1449 eto Madagasikara no iasany amin’izao,ka nisy ny  fivorian’ireo ekipa  ny zoma faha 11 ny volana martsa teo izay  teo ambany fitarihan’ny Minisitry ny fanajariana ny tany  sy  fitsinjaram-pahefana Hajo Andrianainarivelo sy ireo mpamatsy vola vahiny ary ny Lehiben’ny  Faritra Vakinankaratra sy ireo mpira-miasa aminy, tao amin’ny Hotel des Thermes Antsirabe. Nisy ny jeritamberina ny asa efa vita sy fifanakalozan-kevitra ny amin’izay vinavinan’asa hotanterahana. Ho an’ny  Faritra Vakinankaratra  manokana dia kaominina telo no  efa nahazo tombotsoa tamin’ izany tetikasa fampandrosoana izany :  Ambatolampy, Ambohibary ary Belazao.


Unité de communication région Vakinankaratra (12 avril 2011)

 
ACCUEIL

 Tous droits réservés. Aucune partie de la présente publication ne peut être produite, mise en mémoire ou transmise sous aucune forme ni par aucun moyen,
électronique ou mécanique, par photocopie, enregistrement, ou de toute autre façon, sans l’autorisation préalable de la Région Vakinankaratra         
 WebDesigner et Maquette : RASOLOFOSON Fidy Manantsoa.- Septembre 2005 /Renouv : Juillet 2008 / Refonte : Septembre 2009 par
RASOLOFOSON Fidy Manantsoa
 Conception Page web et Webmaster : RASOLOFOSON Fidy Manantsoa - inforozy@yahoo.fr