Pierre précieuse du Vakinakaratra : Bientôt dans le marché Asiatique
!
16 juin 2011 Des opérateurs miniers issus du continent Asiatique sont actuellement dans la région Vakinankaratra, plus précisément à Antsirabe. L’objet principal de leur venue est le tissage de coopération entre des opérateurs miniers Asiatique et la chambre de petite mine du Vakinankaratra. Déjà, une signature d’un protocole d’accord a été effectuée pendant la journée du Mercredi 15 juin à l’Hôtel des thermes.
Dans la matinée du jeudi 16 juin, ils ont effectué une visite de courtoisie chez le Chef de Région du Vakinakaratra en la personne de RAZANAKOLONA Paul ainsi que son Directeur du Développement RATSIMAMANGA Nirina.

Le Chef de Région RAZANAKOLONA Paul lors de la visite de courtoisie

Les opérateurs asiatiques dirigé par le Président du « House of Madagascar »
Vatosoa an’i Vakinankaratra : Tsy ho ela ho hita eo aminn’y Tsena Asiatika
16 jiona 2011 Mivahiny eto amin’ny faritra Vakinakaratra mandritra ny roa andro ireo mpandraharaha asiatika eo amin’ny sehatry ny harena ankibon’ny tany. Antondian’izy ireo amin’izao fotoana izao ny santatry ny fiaraha-miasa goavana aoriana. Araka ny fahitan’izy ireo mantsy dia misy irony karazam-bato tsara sy mendrika ny tsena iraisam-pirenena eto Vakinanakratra. Tsy nisy ny andraso andraso fa avy hatrany dia nisy ny fifanaovan-tsonia fifanekem-piaraha-miasa teo amin’ireto mpandraharaha asiatika sy ny avy ao amin’ny “chamber de petite mine du Vakinakaratra”, midika izany fa efa misy sahady ny fifamatorana.
Unité de Communication
Noraisin’ny Lehiben’ny faritra ireo mpandraharaha Vahiny
Hanomboka izao dia ho hita any amin’ny tsena asiatika ny vokatry Vakinakaratra eo amin’ny lalam-pihariana vatosoa.
Ny marainan’ny Alakamisy dia Tonga nanatanteraka fitsidihana am-pomba fifanajana ny lehiben’ny Faritra Vakinankaratra ireo mpandraharaha asiatika eo amin’ny lalam-barotra vato. Nandritra ny dinidinika teto no namapahafanatran’nizy ireo ny anton-diany dia ny hanokatra fiaraha-miasa eto Madagasikara indrindra ato anatin’ny faritra Vakinakaratra, fantatra mantsy fa isan’ny karazam-bato manintona ny mpanjifa any Azia ny vato avy eto amin’ity faritra misy antsika ity, ankoatr’izany nanamaara iret vahiny ireto fa hanokana velaran-tany 2000Ha any Chine hampahafantarana manokana an’i Mcar ary hisongadina eo amin’izany toerana izany i Vakinankaratra sy ny tanjany ar-toekarena idd fa eo amin’ny sehatry ny harena ankibon’ny tany. Ny lehiben’ny faritra dia nametraka mazava ny fomba fiharaha-miasa izay manaraka antsakany sy andavany ny lalana mipetraka eto amin’ny fanjakana, ary vonona amin’izay ho fiaraha-miasa rehetra ho tombotsoanan’ny firenena roa tonta.

Ireo Karazam-batosoa eto Vakinakaratra
Unité de communication région Vakinankaratra (16 juin 2011)